Rija Rasolondraibe - Mbola ho tsaraina
Durée : 04:36  |  1130 vues  |  Publiée il y a 2 ans
 

A propos de cette vidéo

Tompon’andraikitra zato isan-jato ianao Fa tsy hoe olona solafaka e Iray lalana amin’ny Ponsi Pilato ianao Fa nandidy sy nanapaka e Hitondra sy hanompo ianao no nantsoina Ianao anefa ity no tompotompoina Ny tena maivamaivana ny aina Nefa mbola holanjaina Re hatrany andanitra any anie Ny kiakan’i Abela sy ny rany Amoron’ny lanitra ny ety an-tany Tsy hainao hoe rahoviana ianao no mankany Hijoro eo anoloan’i Jesosy ianao sakaiza e Tsy afa-miala na ho aiza ianao na ho aiza Ny marina zimbazimbaina nefa mbola hotsaraina

La vidéo que vous regardez a été proposée par un internaute.
» Proposez une vidéo !

Disclaimer : TopTv est une plateforme de vidéos qui laisse s'exprimer la diversité de l'église au travers de ces contributeurs. Les vidéos présentes sur cette chaîne n'expriment pas l'opinion du Top Chrétien mais éventuellement celle de son contributeur. Si vous estimez qu'une vidéo est choquante, merci de nous la signaler.

Articles relatifs

Déposer un commentaire

Vidéo proposée par potse

 

Vous regardez :

Rija Rasolondraibe - Mbola ho tsaraina
Durée : 04:36

Vidéos relatives